| Entrée | 1 ranoray | 
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 iray | 
| Partie du discours | 4 adjectif | 
| Explications en malgache | 5   Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy hafa atentin' ny habakabaka / milahatra mirindrarindra, milanto mifanapatapaka / kanjo nony kelikely mihanaka ho ranoray. (Haeckel A.) Mitovy tantana: Tondraka ny rano manodidina ny tanàna, ka tsy nisy havoana sy lemaka intsony, fa ranoray no fitazana azy [1.1] 6 tokam-pangaro [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   [rano ray]
 Covered, diffused, overflown, overspread, uniform, universal. [1.2#500] | 
| Explications en français | 8   [rano-ray]
 grande surface couverte d’eau; de même niveau, de même hauteur; universel, couvert tout entier, comme d’une seule plaie, d'une sueur générale [1.3#510] 9 homogène [1.13] | 
| Exemples | 10   Mirebareba akanjo mainty ranoray aho rehefa tena miasa.
[2.445#] 11 Tamin' izany, nisy fihetseham-baovao Nanova ny tontolo tony ranoray; [2.576#] 12 Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472] | 
| Autres orthographes | 13 ranoiray, ranoiray | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |